Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 12:58 | Vohitra (#7654)

Bois de rose, volamena, lavanila, letchis, permis minier, jono andranomasina, Ambatovy, Toliara Sand, QMM, Réhabilitation route nationale, fivarotana ankolaka ny Tanindrazana amin’ny alalan’ny bail emphytéotique, ny fanomezana tany midadaika ny vahiny, fitaovampiadiana mahery vaika sy fiaramanidina…fa iza no mitatana sy manapaka hevitra samirery mikasika izany ?

Fandaniana vola mikasika ny Barea, iza no manapaka samirery mikasika izany ?

Fanaovana kianja synthétique etsy sy eroa, iza no manapaka samirery mikasika izany ?

Mbola ekenao ve ny mpanjaka mpisavika manapaka samirery ao anaty rafitra repobilikanina ?

Fa izao e !

Itompokolahy Tsiranana, samy mahafantatra daholo isika fa Malagasy Tsimihety avy ao Anahidrano…

Itompokolahy Ratsimandrava Richard, Malagasy Merina avy eo Avaradrano…

Itompokolahy Ratsiraka, Malagasy Betsimisaraka avy ao Mahanoro…

Itompokolahy Zafy, Malagasy Antakarana avy ao Ambilobe…

Ravalomanana Marc, Malagasy Merina avy ao Avaradrano…

Rajaonarimampianina Hery, Malagasy Merina avy ao Avaradrano…

Ary nahoana ity mpanjaka mpisavika ity no tsy mety miteny mihintsy hoe avy aiza ? Fa maninona no ny hanota fady sy hanazimbazimba ny Rova ao Manjakamiadana Antananarivo no nahamaika azy voalohany indrindra ?

Tsy tongatonga ho azy matoa izy no niantefan’ny safidin’i Sarkozy rehefa hamotika ny Firenena Malagasy izy !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS