Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 17h44
 

Répondre à un commentaire

10 octobre 2021 à 17:20 | arsonist (#10169)

Inona koa izay l’olivier2 e !!!

Ry zareo ihany no milaza fa anatin’ny vodin’omby vavy no ahitàna ny fanahin-dry lerony !

Na ny ventin-kevitra entin-dry lerony eto,
na ny fomba fampirantian-dry lerony azy ireny,
dia samy avy anatin’ny vodin’omby vavy marina tokoa !

Dia io fa miseho ny fialonan-dry lerony an’ilay Vazaha iray hafa ,
izay sady mafonja hevitra
no kinga fatratra amin’ny fampirantiana !

Ka ry lerony anie tsinona,
arakin’ny filazany sy ny tsapa eto ,
dia tsy nandranto firy tamin’ny fotoana tokony nandrantoana eee !
Sahala amin’ny foza ihany izany !

Izao ry lerony vao maniry manitra toy ny alika miambozona taolana !
Tara loatra !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS