Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 juillet 2025
Antananarivo | 03h16
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2021 à 21:13 | arsonist (#10169)

Dia io fa manomboka any Corse ary
ny fifandonan’ireo tsy mila an’i Zemmour
amin’ireo zemmourisita !

Tsy adino fa efa nanombatombana ny hisian’ny ady antrano any amin-dry zareo any ity Zemmour Jiosy sefarade tsy tia Silamo tsy tia Arabo tsy tia Afrikana tsy tia Aziatika ’ty !