Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2021 à 07:12 | lanja (#4980)

Raha manahy resaka corruption ny mpitondra dia azony hatao tsara ny manala ny moyen rehetra tsy ahafahan ny gadra manao izany, fa matoa ity gadra ity mety mbola mety mahavita izany dia satria tsy misy fahavononana hiady amin izany mihitsy ny mpitondra ,ary ity tranga ity dia tena hafahafa mihitsy, mpitsabo ve no heverina ahavita hampadositra gadra ? hanao inona moa izany ny mpiambina ilay gadra ? sa ny mpitsabo izany no andrasana hanao ny asan ireo ?

HS
Sahirana ny mpitondra momba ny fanokafana ny frontière, voalohany dia mety matahotra ny vavambahoaka amin ny vague satria ilay CVO toa tsy atokisana ihany , tsy mahatoky CVO hatramin ny ny foza sasany , hany ka sady miogaoga CVO no sady mihazakazaka nanao vaksiny ihany , mifanampy hono ireo... fa faharoa, raha hosokafana amin izao ny frontière, dia hiseho masoandro ny fahapotehan ny Air Mad, rehefa tsy ampy solaitra no mba mandray décision dia io ny vokany...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS