Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 mai 2024
Antananarivo | 21h23
 

Répondre à un commentaire

8 octobre 2021 à 13:52 | Vohitra (#7654)

Aleo ho mazava ny resaka dieny izao...

Ho anareo mitangorona sy mitsinjaka mitotorebika ary manontrona ireo...fadio ary tandremo ka hoe amin ny ho avy ianareo ireo hilaza sy hanambara fa nofitahan Antananarivo ary nofikirin Antananarivo ny fivoarana sy ny fandrosoana...

Io torahanareo hoby sy dera io no namitaka sy namafy lainga taminareo fa tsy Antananarivo velively mihintsy akory !

Ianareo izao no manaiky fitahany sy fahanany lalitra ka sao rahampitso hifanome tsiny an !

Aleo ho mazava ny resaka !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS