Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

7 octobre 2021 à 16:53 | arsonist (#10169)

Mifangaro amin’ny fahantrana mihao-papana ity lazaina
[mbola lazaina fotsiny toy ny mahazatra isak’izay mihetsika izao]
fa famindrana voa ity !
Tsy voan-kena fa voan’olombelona an !

Tahaky ny any amin’ny tany mahantra maro izany, dia rehefa mila vola ny mahantra, dia afaka mandeha mivarotra ny iray amin’ireo voany roa izy izany.

Satria moa, mba firy amin’ny Gasy no mila voa mba hasolo ny azy efa marary, no afaka handoa ny saran’ilay fakana voan’olon-kafa aloha, dia afindra amin’ilay olona marary avy eo ?

Ka voa gasy ho aondrana any Ivelany no hisy eto antoerana, fa tsy zavatra hafa akory.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS