Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 19h28
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2021 à 19:40 | arsonist (#10169)

Pfff !

Ny tombana momba izay firenena sy vondrom-pirenena tena mantajaka indrindra atsy ho atsy dia :
i Shina sy ry zareo Anglo-saxons ary ny Fédération n’i Rosia
no ho hery faran’izay matanjaka indrindra eto amin’ny planeta .

Ny European Union tsy ho isany akory !
Satria maro samihafa be loatra ny kolo sy ny tenin-dry lerony no sady koa tsy mbola maty tanteraka ao ampon’ny maro amin-dry lerony ny fifankahalàna mbamin’ny fifandrafiana izay anton’ireny ady maro dia maro no sady mahatsiravina nifanaovan-dry lerony manerana an’io kaontinantan-dry lerony io , hatramin’ny fotoana niatombohon’ny nitahirizana ny Tantara .

Vao tsy ela akory ary izay dia mbola nisy ady foana tany amin’ny faritra yougoslave taloha , sy tany Ukraine koa !

Mazava be mihitsy fa aleon’ny firenena Eoropeana sasany ankinina amin’i USA ny fiarovana ny tanin-dry zareo , toy izay mametraka ny fitokisany amin’izay Tafika eoropeana irian’ny sasany hajoro !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS