Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 13h55
 

Répondre à un commentaire

8 octobre 2021 à 12:15 | arsonist (#10169)

Miezaka tsy mijanona mangaron-dela
toy ny fomba ratsy fanaony eto ity lahy antitra efa mitorin-doha ’ty !

Tsy hahita mangirana mihitsy amin’izay momba ny tenako anefa i lery,
na inona fomba ampiasainy angaronan-dela, na inona !

Ny averimberiko eto momba ahy dia izao :

1. arsonist no pseudo entiko eto
2. Merina avy any rehetra any aho , no sady tsy-avy-aiza-sy-avy-aiza koa
3. zara raha mahay mamaky teny sy manoratra aho
4. Nègre mainty ngizina be mihitsy aho no sady ngita f’rehitra be mihitsy ny voloko
5. Mohamed no anarako

Ireo ihany no nolazaiko sy amafisiko lazaina eto ny momba ahy !
Tsy ahoaka akory izay rehetra rediredin’adala ataon’io anty kasitra efa mitorin-doha rehetra io !

Izay izy io ry akama isany ô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS