Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h59
 

Répondre à un commentaire

7 octobre 2021 à 11:26 | rawera (#10329)

Salama namakoô
Efa bdbdbdb ny voalaza fa mamerina ny efa nolazaiko tany aloha be tany aho. IZAO VE NY LAHARAMPAHAMEHANA E ? OHATRAN’NY DISO LALANA ISIKA A : TELEFERIQUE - COLISEE - IZAO INDRAY TY OMBY (Mitohy tsara kosany izany a. Namboarina i Mahamasina dia tonga tsara arapotoana ny omby hiroak’ahitra eo) DIA INONA NY MANARAKA ? TSY TRAMWAY ? NOMENA HAJA TSY ROA AMANTANY IRETO VAHINY IRETO. Rehefa zohina dia ho an’ny mpanaka daholo izany (téléférique Ar.15000 - omby asa Ar.8000000...) Amzany tsy misy mitsetra ireo madiniky ny Tompo !!!!
O ry zalahy a, mba asivo fetrany ihany ity « film » nareo ity a. Fa sady marary anie no mahamenatra e. Sa tsy tonga saina amin’izany isika ?
Mahereza e zay no azo tenenina dia mahareta

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS