Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 00h18
 

Répondre à un commentaire

6 octobre 2021 à 15:11 | arsonist (#10169)

Mba anafenan-dry matin-kambo milaza tena ho voanjo expat’ any Madagougou
[ry l’Anticaste efa mitorin-doha sy l’olivier2 mpandova izay rehetra toetra maharikorikon’ny mpanjanaka]
ny fomba tsy fampiseho masoandro ataon’ny mpitondra fivavahana katolika sasany any Frantsa,
dia teren’ireto mihevi-tena fa Vazahabe ireto ny olona mba hanoratra momba an’izay heverin-dry lerony fa misy eto Mada, na koa izay heveriny fa mitovy tsy misy valaka amin’ny ataon’ny Katolika any Frantsa !

Fomban’ireto milaza tena fa Frantsay expat’ any Madagougou io mangaron-dela io.
Mba hanadiovany tena noho izay rehetra fomba ratsiny,
no sady mety ampitainy koa any amin’ny sampam-pitsikilovan’ny firenen-dry lerony,
no anton’ny hanaovan-dry lerony an’izay !

Ntsss !
Aza gaga raha ataon’ny olona masikita ery amin’ny torapasika ery noho ity toetra tsy vanona ity !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS