Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 23h16
 

Répondre à un commentaire

6 octobre 2021 à 14:40 | Isandra (#7070)

TANTARA MBA HITA TENY.

RASANJY FOANA MOA NO EZAHANA AHELY FA NIVAROTRA NY FIRENENA, FA ITY ANDRIANA IRAY ITY ATAO IZAY HANAFENANA SY TSY HIRESAHANA AZY :

PRINTSY RAMAHATRA
Printsy Ramahatra (1858-1938) dia zanaky ny havan’i Ranavalona 2. Ary voalaza fa vady voalohan’ i Ranavalona 3 hono hoy ny boky sasany. Governoran’ Avaradrano ny 1895 ary anisan’ny tananan ankavanan’i Frantsay tamin’ny nanonganana an i Ranavalona 3 sy ny fametrahana ny Fanjanahantany. Nomen’ny Frantsay mariboninahitra « Legion d’honneur » mihitsy izy taty aoriana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS