Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

6 octobre 2021 à 10:03 | arsonist (#10169)

Lasa toy ny omby mijery florà indray izany i Disc Jockey bac-3 Rajoelina , koa inona e ?

Ny omby vavy be ronono efa tonga teo taloha
no sady efa nampiasain’ny olona rahateo
dia nasain’ilery novonoina fotsiny izao
na koa navelany ankitsy rano ho matimaty foana fotsiny izao !

Kanefa ity indray i lery dedaka mampiditra omby vavy hafa indray !
Ntsss !
Tsy misaina mihitsy izany raha olona !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS