Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h30
 

Répondre à un commentaire

5 octobre 2021 à 13:46 | arsonist (#10169)

Mangaron-dela te ahafantatra izay ho atao ry lerony.

Asa ! inona loatra ny antony tiany ahafantarana izay ho ataon’ny Gasy ?

Mikemo ny no ho atao « masikita » ery amin’ny torapasika ery angamba ry lerony k’le !

Dia vindina be sy dangitrin’ny hatezerana ry lerony rehefa tsy mahazo valiny.

Dia manalika sy manakisoa olona ry lerony.

Kanefa nony valiana amina vovoana kivah sy hiakan-kisoa tokoa ry lerony,
dia vao maika koa entim-po ery ry lerony !

Eisy eee !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS