Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

5 octobre 2021 à 14:24 | arsonist (#10169)

# lafu_ny_su_krill

Dia io iraha-mahita io indray ny lainga sy ny famahanan-dalitra ny marivo salosana
izay tsy inona akory fa fomba efa mahazatra ny mpanjanaka ihany hatramin’iny fahagola
arak’ity nazavain’ny fandaharana tao amin’ny France3 ity :
>> « Colonisation, une histoire française »
>> Conquérir à tout prix sur la chaîne tv France-3
>> en direct France 3 le lun. 04.10.21
>> disponible en replay jusqu’au 03.12.21

Fanolanana zaza tsy ampy taona ao andaharan’ny Fiangonana katolika no
ampirantian’ny fanomezam-baovao eran-tany omaly sy androany,
fa indrindra-indrindra any Frantsa !

Kanefa dia dradrain-dry tsy valahara expat’ isany
no sady ahodin-dry l’Anticaste efa mitorin-doha
sy l’olivier2 mpandova toetra ireo mpijirika mpanjanaka fahiny
fa aty Madagasikara no itrangan’ireto voalazan’ity gazety ity frantsay ity ireto.
https://www.la-croix.com/Religion/l-Eglise-face-a-la-pedophilie

Tsy tahotra tsy henatra
no sady efa hitam-poko sy hitam-pirenena izao
fa miaina tanteraka anatin’ny lainga izao
ireto expat’ tsy valahara tany sy any Madagasikara ireto ! https://www.youtube.com/watch?v=5Yhq3pS4BuY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS