Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 18h57
 

Répondre à un commentaire

3 octobre 2021 à 19:26 | arsonist (#10169)

Tsy hiaiky mihitsy akory ry l’olivier2
mpijirika harena antanin’olona
sy ireo mpandova ny foto-kevitrin’ny Eoropeana
izay mpanani-bohitra
sy izay mpandripaka tanteraka firenena maro dia maro maneran-tany, tany amin’ny kaontinanta maro :
Amerika Avaratra, Amerika Afovoany, Amerika Atsimo, Caraïbes, Polynezia, Australia ...

Ny faty olona tao amin’ny kaontinantany ao Eoropa koa tsy tenenina intsony.
Mbamin’ny fanafihana ara-tafika nataon-dry zareo Eoropeana tany Afrika,
mba anjanahany tany
sy andrombàny harenan’olona !

Ohatra iray hafa koa ity :
Ry zareo Eoropeana ihany koa no namaky ny Ady Lehibe Faharoa,
izay nianaka naneran-tany,
ka natonga faty olona miisa mihaotra ny 62 tapitrisa !

Tsy hiaiky izany habibiany izany mihitsy akory
ireo milaza tena ho Vazaha matin-kambo
tonga manoratra eto amin’ito serasera ito ireo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS