Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 17h01
 

Répondre à un commentaire

3 octobre 2021 à 17:16 | arsonist (#10169)

Efa novelabelariko tetoana tamin’iny volana septambra lasa teo iny ny loha-hevitra hoe :
« Taiza no nahitan’i France Libre vola amin-karena nanefàny ny anjarany tamin’ny fiantohana ny saran’ny ady niarahany nanao tamin’ireo Alliés niady tamin’ny Tafika nazi » ?

Dia nasehoko teto ny rohy ahazoana mamaky izay momba ny antsoina hoe « Conférence de Brazzaville » , izay natao tamin’ny febroary 1944 tany Congo.

Nasiako teny teto ny alaheloni’ireo sakaiza Afrikana
fa tsy nolazaina mazava tsara tamin’ny tatitra ofisialy ny hoe
"taiza ary iza no nahazoan’i France Libre an’ireo harembe narotsaka tany amin’ny Alliés
ka nahazoan’i Frantsa Libre ny toerany
tao andaharan’ny Tafika iraisamben’ny Alliés" ?

Dia indro indray ary sombin-Tantara anankiroa tsy be mpahalala
an’i France Libre sy ireo zana-tany frantsay taloha tany Afrika atsimon’i Sahara !

(i) Ny radio Brazzaville.
Miteny ho azy ka ampy tsara izay lazain’ny lahatsoratra ato :
https://www.france-libre.net/radio-brazzaville/

(ii) Ny tafik’i France Libre taty Afrika atsimon’i Sahara tamin’ny Ady Lehibe Faharoa !
https://www.lepoint.fr/afrique/la-france-libre-en-afrique-une-periode-de-l-histoire-meconnue-09-11-2020-2400151_3826.php

Hafatra :
Hihambo hanambony tena
sady hanambany ny Afrikana indray
iretsy expat’ milaza tena fa
Frantsay tena frantsay firazanana tokoa iretsy
sy Frantsay fa mpiavy firazanana kosa iretsy.
Efa maty henatra tokoa !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS