Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h23
 

Répondre à un commentaire

3 octobre 2021 à 15:02 | arsonist (#10169)

arsonist no pseudo entiko eto.

1.Merina avy any rehetra any sady tsy avy aiza akory aho.
2.Zara raha mahay mamaky teny sy manoratra aho.
3.Nègre tena mainty ngizina sady tena ngita f’rehitra volo aho.
4.Mohamed no anarako .
5.Vao omaly hariva no tsikaritro fa hay moa efa lany daty tamin’ny fiatombohan’ny confinement tamin’ny taon-dasa ny papiers-ko : sans-papiers izany aho izao.

Izay izy io ry akama isany.
Dia samia tsarà daholo indray ary eee !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS