Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

3 octobre 2021 à 12:02 | arsonist (#10169)

Matin-kambo ery ireto l’Anticaste [lahy antitra mitorin-doha]
sy l’olivier2 [mpijirika harena antanin’olona]
izay samy milaza tena ho frantsay expat’ tany sy any Madagougou ka mpanketo amin’ito serasera ito .

Iry voalohany moa dia matin-kambo fa frantsay firazanana hono lery e !
Itsy faharoa kosa dia milaza tena fa frantsay hafa firazanana anie hono izy e !
Mihevitra angaha ry lerony fa hisy hidera azy amin’izany !

Samy matin-kambo ery ry lerony fa gasy reny hono ny zanaky lerony !
Kanefa mikamenona ery ry lerony, rehefa amin’ny teny gasy no amaliako izay fanenjehana ny Gasy soratan-dry lerony eto.

I l’Anticaste efa mitorin-doha moa dia nanoratra tsotra izao fa hakanosàna hono ny famaliana izay soratany amin’ny teny tsy hainy.
Dia novaliako hoe :
« Fanaovako tsinotsinona iniako atao marina tokoa an’i l’Anticaste sy l’olivier2 no anton’ny amailiako an-dry lerony amin’ny teny gasy. Samy matin-kambo ry lerony fa gasy reny hono ny zanaky ry lerony. Koa nahoana no tsy asain-dry lerony adikan’izany renin-janany izany amin’ny tenin-dry lerony izay soratako amin’ny tenim-pireneko ? »

Tadidy tokoa fa vao haingana ihany izay teto amin’ity serasera ity, dia nangataka fiaraha-miasa amin’ny foza ireto expat’ l’Anticaste mitorin-doha sy l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona ireto.
Ka i besileo foza femelle couillue isandra no niangavian-dry lerony ampita any amin’ny fozabe ny hataky ry lerony !
Daka divo mirivorivo no valiny azon-dry lerony avy amin’ny foza !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS