Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

2 octobre 2021 à 20:21 | Antony (#9838)

Izao vao azoko lay hoe :
- management « façon mouette » : afaka 3 andro dia hidina ny vidin’entana ; fantatro daholo ianareo rehetra ao amin’ny fédération ireo
- « poussière sous le tapis » : volamena 73 Kg, bonbons sucette, écrans plats, gestion COVID,...
Mahay mampianatra ranga ianareo ireo a !
Sambatra ranga izay nifidy anareo ireo a ! marina e !
***mazava ho azy fa hors-sujet zà*** satria ny tsara kosa mila tenenina e !
Mandeha mafy loatra ranga ianareo ka efa taona maro be aty aoriana vao mazava ilay tanjona tianareo aseho a !
Tsy nampoizina mihitsy anie hoe ilay fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 anie ka izao fandrosoana goavam-be misy amin’izao fotoana izao no tanjona e ! Mankasitraka e !
Raha tsy handroso amin’izao fitondrana izao i Madagasikara dia tsy handroso intsony !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS