Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 novembre 2021
Antananarivo | 08h02
 

Répondre à un commentaire

1er octobre à 13:03 | Shalom (#2831)

Natao ny tsy hiteny saingy hitam-poko hitam-pirenena izao ny fandehan-javatra.
Tsikaritrareo ve fa midina any Atsimo matetika ny filoha ary mitondra izao kilalaon-kevitra molamola izao foana.
Tsy ny kere na ny fahorian’ny any Atsimo no ambetin-dian’ity milaza azy ho filoha ity fa araka ny nolazaina teto volana maro izay : ho tonga any Atsimo matetika ny filoha na ramatoa vadiny hiseho hoe mamaha ny olana. Tsy izany velively fa araka ny nolazaina teto volana maro lasa izay : toerana misy diamondra iny faritr’Androy sy Anosy iny.
Ny sampana fikarohana eny amin’ny Anjerimanontolo (IOGA na Institut Observatoire et Géophysique d’Antananarivo) no efa nilaza izany.
73,5 kg volamena no tratra teo ary ho hitantsika tsy ho ela ny resaka diamondra.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS