Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

22 septembre 2021 à 14:16 | I MATORIANDRO (#6033)

Ny hany teneniko dia tsotra :

MISAOTRA AN’ANDRIAMATOA FILOHA HAJAAINA Marc RAVALOMANANA @ ZAO FAHANGINANY IZAO.

Mizotra mankany @ haizina tanteraka ny fiainam-pirenena.

Ireo maraamialm-potaka izay nahatsiaro noviravirain’ Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA ve efa mamon’ieman ka tsy mihontsina intsony @zao faametavetana ny tafika ataon’reto dondrona tsy mahay ninin reto izao ???!!!

Manao fihantsiana ny tafika mihintsy ireo dahalo tsy vanona raha tsy hoe ry zareo mihintsy no aoa ambadik’zao zava-doza mihatra @ vahoaka izao.

Na mbola 30 taona na mbola 50 taona aza ireo procambarus reo no eo @ fitondrana dia tsy hisy fandrosoana sy hatsarana ho an’ny vahoaka.

@ ty ampaham-potoana 5 taona ity aloha ny tanjona ataon’reo dondrona dia ny hoe atao mihinan’iem an ny vahoaka ; raha sanatria ka mbola ho lany eo ndray reo dia ho ataony mihinan’T.AINY tokoa indary ireo marivo salosana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS