Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 19h42
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2021 à 14:17 | arsonist (#10169)

Inona no mahasamihafa
ny ’’fampidirana’’ amin’ny « fianahana » ?

Sa raha vao ampidirina ilay biby dia avy hatrany dia mianaka eny rehetra eny ?

Mba mahalala grammaire structurale n’ny teny gasy ary ve itony besileo foza femelle couillue isandra itony ?

Rehefa nampiditra foza-orana izany ny Amiraly Rouge, dia notaomina tamin’ny sambo lehibe marobe dia marobe ireny foza-orana aman-taonina maro ireny,
dia avy hatrany dia nampianahana manerana ny tanim-bary rehetra ?

Dia toy izany koa ve ny fampidiran’ny Amiraly Rouge ny trondro fibatà ?

Tsss ! Dia mbola miseho eny faona ihany ny tsy fisiana saina mandinika sy mandalanjan’ny foza !

Ny fanavahana ny teny hoe « fampidirana » amin’ny teny hoe « fianahana » avy koa ve dia tsy hay ?
Teny vazaha tsy hay.
Teny gasy tsy hay.
Dia teny inona no hay ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS