Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 10h42
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2021 à 13:01 | arsonist (#10169)

Ha - ha - ha - ha !
Ilay besileo foza femelle couillue isandra indray no io matin-kambo milaza tena io fa mahafantatra mihaotra noho ny tompony, izay rehetra nitranga tany antanim-barin’ilay olona e !

Tena loza mihitsy ny fahasimban’ny tanim-bary noho ny hagaigain’ilay Amiraly Rouge, nampiditra foza-orana teto Imerina.
Tahakin’ny fahasimban’ny tanàn’Iarivo noho ny herisetran’ny mpanao sain-jorofo sady mpamaky tranom-barotra ary ny marasily mpanongam-panjakana !

Ny foza-orana biby namotika ny tanim-barim-bahoaka teto Ankibon’Imerina !
Ny foza-orana olona miloko toy iry biby iry namotika ny tanànan’Imerina.

Izay no anton’ny iantsoina ireto olona biby toetra ireto hoe : foza-orana !

Mariho tsara koa fa vao haingana teo izay, dia mbola notadiavin’ireto foza-orana ireto ho alaina ankeriny fotsiny izao ny tanim-barim-bahoaka nolovaina avy tamin’ireo Razana eto Ankibon’Imerina, mba hanorenan-dry lerony buildings hono izany.

Dia ireny nosoran’ny tompon-tanim-bary fotaka ireny ny foza-orana nitsetsotsetsoka nandeha haka ankeriny ny tanim-barin’olona.

Ha - ha - ha - ha !
Aleo ho hita indray izay lainga be ho foronin’ity besileo foza femelle couillue isandra ity, mba hanolahana indray ny efa voarakitrin’ny Tantara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS