Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h17
 

Répondre à un commentaire

20 juillet 2021 à 18:05 | Shalom (#2831)

Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary nolazaina fa ho vitany ao anatin’ny 5 taona kanefa tsy vtan’ny teo aloha nandritr’izay 60 taona lasa izay.
- Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
- Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
- Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
- 200 000 ar ny karama farany ambany
- Bulding marobe
- 50 000 logements
- 4x4 afaka mananika tendrombohitra
- Drônes miady amin’ny dahalo
- Miami
- Côte d’Azur
- Parking EPP
- Tanamasoandro
- Piscine olympique
- Puce-n’omby
- Tramway
- Fambolena Coton Tuléar
- Paris (Antsihanaka)
- Fizarana tany 1ha isan’olona
- Angidimby 10
- Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
- Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
- Panneaux solaires anti-delestage
- Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
- Fampianarana maimaim-poana
- Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
- Asa ho an’ny rehetra
- Indostria ho an’i Madagasikara
- Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
- Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
- Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
- Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
- Ny spoaro, rehereham-pirenena
- Ady amin’ny kolokolo
- Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
- Orin’asa isaky ny faritra 22
- Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
- Kit scolaire + feutre (???)
- Comptoir d’Or de la BFM
- Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
- Ho foanana ny sénat
- Oniversite isam-paritra
- Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
- Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
- GasyCar
- Kianja manara-penitra
- Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
- Ozinina momba ny fambolena any Itasy
- Drônes
- RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
- La plus grande cimenterie d’Afrique
- Usine éthanol Ambilobe
- Locomotives FCE avec les Wagons ...
- Flyover Antananarivo andrefana
- Ordinateur par Fokontany
- Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
- Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
- Digitalisation bourses d’études
- Plan Marshall
- Iles Eparses

... Sao misy mazoto ny hanoy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS