Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 12h38
 

Répondre à un commentaire

24 mai 2021 à 15:43 | Shalom (#2831)

Hoy i vohitra tery ambony hoe : mahavita misaron-tena amin’ny hoe mpivavaka kristiana ireto mpamoa-fady tsy maty manota.
Iverenako noho izany ihany ny hiran’i Rain’i Bob manao hoe : « With God on our side » :

Fa tsy lohaolona etsy Isotry Fitiavana moa ry Asterix ?
Ary tsy seminarista nalaza tany amin’iny faritr’Itasy iny moa ry vatomanga mirahalahy avy ?
Tsy ferana ry D(idy) J(adona) misalotra akanjo fotsy (anjely virijiny hono) mandohalika mivavaka satria ny vahoaka nandeha nivory tetsy amin’ny Magro tanjombato notarihan’ireo mpitsikera ny fitondrana, ry pera pedro sy ny forongony tsy lazaina intsony fa mpivavaka kristiana hono !

Hoy ny fitenenana fahiny teto Imerina manao hoe : « mpivavaka amin’ny andro alahady, fa mpangalatr’akoho ny alatsinainy » (tsy ny zanak’Alasora velively ireto lazaina ireto a !).

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS