Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

24 mai 2021 à 13:15 | lé kopé (#10607)

Vohitra , miarahaba anao ,
Marina daholo ny voalazanao , hatramin’izay , ka hatramin’zao , ary mila aringana ireo toetra mamoafady ireo . Ny tiko ampahatsiaivina kely , dia efa hatraminy Fitondrany ilay Tantsambo , 1975 , no niseho ireo toetra sy fomba fanao ireo . Voalohany , dia nasaina nanao fanompoampirenena ny zanabahoaka t@ izany fotoana izany , nefa ny zanaky ny mpitondra nalefa any ivelany handrato Fianarana . Ny fitafiana, sy ny kojakoja avy any ivelany no tena filamatra , ary izany no faniriany tanora , mba te hitovy @ zanaky ny mpitondra . Voageja ny kolotsaina , ary voazanaka ny tanora Malagasy ? Soa ihany fa mba nisy ny tarika Mahaleo nitandro ny maha Malagasy ny Tontolo . Nanao Kapa , vita t@ Hoditra (PNEU)mihintsy ilay DAMA , mba hampisehoany ny fitandroana ny maha Malagasy azy . Aiza isika izao ankehitriny ? Maty aho basy njanakô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS