Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 08h43
 

Répondre à un commentaire

5 mai 2021 à 11:15 | I MATORIANDRO (#6033)

Tena kaondrana manara-ketrina toka reto mpangala-bato reto.

Nilaza ry cocovid fa mapivaingana rà ity astra zeneca ity ;, de tena sorena ny tena maheno ndray fa ity vaksiny ty no afaran’reo fatin’alika atsindrona ny malagasy.

vao niantso ahy teo ny reniko izay mihoatara ny 70 taona ary nilaza fa notetezin’reo olona hanao ny vaksiny hono izy ;

Tokony ho ry cocovid aloh no atrindrona an’ty fanafody ty vao aparitaka @ olona io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS