Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

3 mai 2021 à 19:22 | ASSISE (#10453)

Tsy mbola misy resaka isa aloha hatreto, fa raha mahazo 1000M aloha dia 500M x 2 doses izany, ny latsaka an’io isa io no azo inoana.

Raha Covishield AstraZeneca izany no andrasana dia, na ny mpitsabo aza mety ny ampahany ihany no hisitraka izany.

Raha ny zava-misy any am-potony manko dia tsy afaka manondrana maro izy satria anaty ady mafotaka koa ny firenena.

Resaka mandeha kosa, mila hamarinina, mampihemotra ny « variant Indien » ny fanefitra COVAXIN, vita indiana ihany koa. Miankina @ famokarana ilay fanefitra indray izany, maharaka ve ?

Amin’ny ankapobeany, na ireo firenena efa tao anatin’ny fiarahana COVAXX aza, tsy ampy famatsiana fanefitra. Mipetraka ihany izany ny fanontaniana, koloara inona io ampiasain-tsika io mba hahafahana miresaka izany « faobe » izany ? Tetiandro aza tsy misy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS