Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 23h37
 

Répondre à un commentaire

3 mai 2021 à 10:33 | Ngeda (#10235)

- TSIA ary TSIA Zato, Arivo tsy SAHAZAN’NY MALAGASY io Vakisiny Générique ny Astra-Zenica io ny Antony : FANAMBANINA sy FANALIKANA ny Malagasy Générique VACCIN izay betsaka ny Firenena Lehibe Eran-Tany NANDAHA ny Vaccin ASTRA-ZENICA io indrindra indrindra faha GENERIQUE Fanafody efa Nahazatra ireo Pharmacies nohentina Nitsabona ny Malagasy hatrizay avy any INDE noho Nanjaka mba hanomezana Fankasitrahana an’i AKBARALY ! Antso hoan’ny Malagasy : LAVO Tanteraka faha tsy Hahomby eto Madagascar io VAKISINY avy any INDE io satria naha r’izareo aza efa RIPAKA ny Mararin’ny COvid19 io naha Tsotra io naha Variant. Mbola hafaka misafidy ny Mpitondra « Fanjakana » Sakano faha Affaires Maloto indray ny ao Ambadik’izao raha Mikira Hampiditra sy Hampanao ny Malagasy io Vakisiny io. Raha izany noho HISEHO dia Hatombohy amin i Andry Rajoelina sy ny ireo Minisitra ny Governemanta ASAIVO ho Hitan’ny Malagasy MANAO izany Aloha. Vaccin-Générique ! Mbola nisy izany ry Malagasy Tsarovy tsara izany. Mifohaza amin’izay isika Malagasy Tsivalahara ireo Mampiditra izany eto aminy Firenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS