Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 21h52
 

Répondre à un commentaire

3 mai 2021 à 15:43 | Vohitra (#7654)

Avy hatrany dia tendreo ary ataovy Praiminisitra sy Lehiben ny Goverinemanta avy hatrany i Rakotondrazafy Lalatiana dia vita ny tanjona ho an ny revolisionina orange !

Noporofoiny tanteraka omaly fa izy no akaiky sy famonjena ho an ny Filoha ary andry mahatoky ho azy .

Azo atao koa ny mampihena ny isan ny minisitra satria i Rakotondrazafy Lalatiana dia afaka misolo minisitra maro tokoa !

Raha ny handetika sy handefa ny Firenena any amin ny kizo lalina sy hantsana mandifotra no tanjona, azo inoana tokoa fa mahavita izany izy ary tena manana ny talenta sy fahazarana hamotika ny Repobilika sy ny handevona ny hasimpanjakana !

Super-PM no mety aminy !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS