Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 17h05
 

Répondre à un commentaire

1er mai 2021 à 13:42 | Vohitra (#7654)

Dia ny zavamisy dia izao : betsaka no efa lasa any amin ny fianakaviany sy any amin ny fiarahamonina ireo tonga tamin ireo sidina anankiroa ireo...

Maninona no tsy alefa ny be baoty haka sy hisambotra ireo olona ireo ?

Tsy manao izany izy satria mizaka zompirenena Frantsay daholo ny maro amin ireo olona tonga rehetra ireo...

Avoahy amin ny gazety ho hita raha mahasahy ny fanjakana ny anaran ireo rehetra tonga tamin ireo sidina roa ireo !

Lafo ambongadiny i Madagasikara dia efa inona moa fa efa manomboka mamono miandalana ny Malagasy i calife sy ny namany e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS