Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h01
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 18:17 | arsonist (#10169)

Ny mety amin’ity vodihazo boboka ity dia ny tsy mamaly akory izay fiantsiana efa mahazatra azy hatrizay !

Fanambaniana sy fanasoketàna ary fankahalàna ny teratany no fomba fiantsiana ampiasainy mba ahazoany olona hifanasa vangy aminy.

Diniho tsara ange . Teteziny iantsiana ady tsirairy ny mpisera eto . Rehefa misy mamaly azy dia revo ery ilehiry mifanjinja aminy eo .

Tsss ! Ny mety dia avela iahaka miteny irery eo io vodihazo boboka io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS