Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 18h31
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 09:48 | I MATORIANDRO (#6033)

Mipetraka tokoa ny fanontaniana :

Iza no manao trindry @ Real tv ???!!!
Efa hanomboka ho moana koa ve zany ny Real tv ???!!!
Hanaiky ho trindriana ve zany ny Real Tv
Efa tsy ho azo antoka intsony ve za&ny ny vaovao lazain’ny Real tv ???!!!
TSY AZO EKENA ZANY RY Reala TV a.

Mahakasika ty olona lany ty de tsotra ny resaka :

Mitohy ny kitoatoa sy ny fanomanana ny hala-bato bevata. Mbola hanaiky izao zava-doza zao ve ny rehetra ???!!!

Marihina fa ty olona voafidy ty dia voahenjika nohon’ny famonoana sy fihazana ireo flamant rose tany toliary t@ fotoan’androny !!! Asa nanao ahoana ny asa fanenjehana azy t@ zany fotoan’andro zany.

Averina ihany fa toy izao ny fanendren’reo cocovid olona t@ ty fitondrana tsy mahay ni_nin lelefin’reo devoly sy zana-devoly :
- Mdiocrazy
- ravalophobe
- pro lgbt

Averina ihany koa fa ity fitondraana cocovid ty dia :
- MANDRORONA
- FAILED STATE

NOho izany :

MMMMMIIIIIAAAAALLLLLAAAA

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS