Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 14h19
 

Répondre à un commentaire

9 avril 2021 à 08:55 | Isandra (#7070)

« Ny aretina zaka ihany fa ny mpamendrofendro no betsaka ». Izany mihitsy ny zava-misy amin izao. Ny mpanohitra dia tsy manao afatsy mamendrofendro ny vahoaka, tsy mitsahatra mitsikera izay mihetsika.

Sady handinon-drizareo hoe iraisam-pirenena izy ity no nohon’ity variant Sud af ity, dia haingana be ny fivadihany forme grave ao anatin’ny andro vitsy fotsiny na ora mihitsy.

Soa ihany fa eo ireto olona vonona hanampy ireo mpiray tanindrazana aminy.

Ady amin’ny Covid-19
« Noraisin’ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ny andiany voalohany amin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo amin’ny ady amin’ny Covid-19. Nankasitraka sahady azy ireo Andriamatoa Ministra amin’ny fanetren-tenan’izy ireo, ary nanome toromarika mazava azy. Eo ambany fiandraiketan’ny Talen’ny Kabinetra izy ireo, ary hanampy isa ireo toeram-pitsaboana maro samihafa mandray an-tanana ireo mararin’ny Covid-19. Mbola misokatra hatrany ny fandraisana ireo mpilatsaka an-tsitrapo amin’ity ady iombonana amin’ny Covid-19 ity, eny anivon’ny Ministera. »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS