Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h48
 

Répondre à un commentaire

7 avril 2021 à 23:55 | Rainingory (#11012)

HS : variana amin’ny covid ny olona dia amidy amin’ny arabo ny tany lonaka !
— 
HAY MBOLA NOTOHIZANA IHANY ITY PROJET BAS MANGOKY ITY ???

60.000HA na 600.000 000 m2 ( 1ha=10.000m2)
No omenaAIMAIMPOANA NY ORINASA ARABO LLC !! Ary ny tohadrano goavana nandaniana 50 millions de dollars izay trosa mbola ohan ny malagasy , dia omena azy maimaipoana !!!

Mbola hanaiky an io koa ce isika sa hoe avelao any ??.

Mba mifohaza ry Zareo any Atsimo, atsimo andrefana, andrefana fa efa ataon olona BRADERIE ny tany mbola mangina ihany !!!
— 
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=10222538300359821&id=1640164119&sfnsn=scwspwa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS