Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 10h42
 

Répondre à un commentaire

7 avril 2021 à 08:40 | Vohitra (#7654)

Firenena antsokosoko ve ity hoy ny tenanay vao tsy ela...

Olomboafidy teo aloha no sady tomponandraikitra, no sahy nanambara taorian ny fitsaboana natao azy tamin ny soritr aretina Covid-19 nanjo azy, fa « variant anglisy » no nihantra taminy...

Ilay « variant Sud Africain » moa nolazaina fa botry niditra antsokosoko no nitondra azy teto...

Ka iza sy fiaramanidina avy aiza indray koa no nitondra antsokosoko ity variant anglisy ity ?

Tsy misy afatsy antsokosoko no zavamisy mitondra fahavoazana eto amin ity Firenena ity...

Ka matotoa efa 1.200.000 moa no efa nifidy antsokosoko, koa tsy mahagaga raha efa antsokosoko daholo izay mitranga...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS