Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

24 février 2021 à 10:46 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

Na inona tsy fitoviankevitra na inona, dia tsy tokony ampidirina @ resaka politika ny ankizy tsy manantsiny, ny hevitra ihany koa no aoka hiady fa tsy ny olona satria tsy misy ahazo tombotsoa mihitsy eto raha toa hifamono eto isika sanatria. Taritin’ireo Mpanohitra foana ny hoe nikitika ny zana’i Me Hanitra tsy mahalala maty fa rehefa atao tsy mahazaka.

Dia tsotrabe ny valiny : Izany hoe rehefa ny zanaka Malagasy kely eny ambany tanàna izany no tratra mitondra na mifoka rongony dia atao maninenganiny sy tsy olana na gadraina ary, ary malalaka tsara ny fanenjehana azy satria zanakolona sahirana dia azo atao nininona ? Fa rehefa zanak’i Me Hanitra dia lazaina fa ambadika politika ary tsy tokony ho kitihina sy tsy azo atao ninoninona zany ? Dia nohon’ny nanenjehin’ny lalàna an’i Me Francesca zanak’i Hanitra dia iny fa mirona manenjika sy manaratsy ny zanakin’ny Filoha Rajoelina koa ny communication ny mpanohitra satria hono voakitika ny zanak’i kiala hanitra. Pfff, mba hovao ilay fanaovana politika fa pfff maivana be.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS