Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:37 | Mahitsy (#11156)

(6/7)Clan catho roa no tena tsy tia ny filoha Ravalomanana dia ny clan misy sy kolokoloin’i Sylvain urfer (jésuite) SEFAFI, P Germain (notendren’ny Cardinal RAZAFINDRATANDRA hanangana ny ICM ancien université catholique de Lille) , ry P Ratongavao Raymond (ancien université catholique de Lyon) sy ry P Alain Raharison (secretaire tao amin’ny FFkm olona akaiky an’i Omar) sy ny clan Ramanandraibe Madeleine, io olona io dia mivavaka ao cathédrale Andohalo amin’ny teny frantsay, ilay vadiny kosa fony fahavelony dia tao Ambavahadimitafo fjkm tsy iza io fa itompokolahy Ramaholimihaso(CABRAM).Ry Ramanandraibe dia manana concession be dia be toy ny café, girofle amin’ny faritra Manakara sy atsimo atsinana iny. Namaly ny appel d’offre r’izareo momba ny port Manakara sy ny Fce tamin’ny fotoan’andro fa « recalé » ,anisany tsy nitiavany an dRavalomanana io ary hanohanany tsy misy fepetra an’i djjiolahimboto .
Ny Cardinal Armand RAZAFINDRATANDRA sy ny filoha Ravalomanana dia nifampitondra toy ny mpirahalahy ary tena nifankahazo ampo no azo ilazana azy.
Ny iraisan’i djjiolahimboto sy omar kosa dia ny fankahalana azy roalahy ireo,i omar mankahala ny Cardinal ka izay fifanarahana nataony rehetra dia notapahiny avokoa. Vao niakatra i omar dia vita teo koa ny fiaraha miasan’ny fiangonana katolika sy ny fanjakana.
Isan’ny nanampy be tamin’ny fanonganampanjakana i omar satria dia vitany mihitsy ny naniraka ny eveka mpanampy Mgr Jean Paul Randriamanana nanatrika fivorian’ny mpanohitra natao tany amin’ny tranon-dramaroson Alain teny amin’ny lalana makany Antsirabe iny tamin’izany fotoana, vitany ihany koa ny nampijanona ny fampianarana ny sekoly katolika mba hi-grevy, izy foana no manao objection rehef misy ny fihaonana teo amin’ny roa tonta teny amin’ny hintsy hany ka tsy tonga nanatrika intsony ny filoha . Ny tena summum moa dia ilay tao amin’ny episcopat iny .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS