Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 15h23
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:37 | Mahitsy (#11156)

(5/7)Nandeha retraite ny Cardinal, ny fomba moa dia mi-proposer anarana telo ny papa ray masina (via nonce) hisolo toerana azy satria izy tsy hoe Cardinal fotsiny fa koa evekan’antananarivo , ary ny Président -ny république no mifidy izay tiany amin’ireo telo eo amin’ny toerana avy eo mi-nommer ny Pape.
Toy izany koa ny momba ny eveka iray rehefa nofantenan’ny pretra ao amin’ny diosezy ny telo (tao ny anatin’ny telo voafidy i omar)dia omena ny Nonce .Tsy nisy ni-brieffer angamba ny filoha Ravalomanana ny momba ny danger hoe Jésuite no atao eveka ?Ireo mahafantatra ny religion anefa dia mahalala tsara atramin’ny ela ny position jésuite momba ireo hafa finoana sa hoe avy any Antsirabe ny fiaviany dia izay ?sa koa hoe efa nisy jésuite Cardinal ka tsy maninona (ny Cardinal Razafimahatratra io) dia nofidian’ny filoha Ravalomanana i omar.
Nanomboka teo dia tafiditra tao ami’ny ffkm i omar ary neutraliser-ny izy io.Tamin’ny 2009 rehefa niakatra be ny maripana dia tsy nihetsika anie ny ffkm e ! fa nitsangana hanelanelana ny Cardinal, efa retraite izy tamin’io dia niditra tsy fidiny ny ffkm, dia ireny ny vokatry ny fanelanelanana nataony .
Ny Cardinal de Madagascar RAZAFINDRATANDRA Armand dia zanak’Ambohimalaza ,Andriana izy . Tsy tantin’ny sasany anefa izany indrindra i omar io . Vao maika nitombo ny fankahalany azy raha nanatrika ny fihaonanan’ny andriana teto Imerina izy ary nanatrika tao koa ny filoha Ravalomanana tamin’izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS