Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:36 | Mahitsy (#11156)

(4/7) Fa mbola niditra lalina mihitsy izahay satria ny Cardinal de Madagascar lehiben’ny katolika eto Madagascar « electeur sy eligible » rehefa misy conclave hifidianana ny pape mihitsy no tonga teny amin’ny 13 mai nanamarika ny fiarahana amin’ny filoha Ravalomanana, niaraka izy rehetra tao amin’ny ffkm ary nanomboka teo dia nisy fivavahana foana teo ,alohan’ny fanombohana ny meeting.
« Reconnu internationalement » moa ny filoha dia niara niasa akaiky ny filoha Ravalomanana sy ny fiangonana katolika tarihin’ny Cardinal RAZAFINDRATANDRA indrindra tao aorian’ny rivodoza ireny ; tao ohatra ny asa fanorenana fotodrafitr’asa totohabato , lalana ,fiangonana (ny anay izao dia nahazo fiarahamiasa mihitsy tamin’izany fa raha tsy nisy izany dia efa nianjera ny fiangonanay ,raha fantatrao dia izay miorina amin’ny havoana rehetra dia tsy maitsy misy rarivato ka ny fanatevenana an’izany no niarahanay niasa tamin’ny fitondrampanjakan—dRavalomanana vola avy amin’ny banque mondiale daholo).Tsy nahafaly ny mpitondra catho sasany io indrindra ireo tarihin’i sylvain urfer
Manga ny lanitra teo amin’ny katolika notarihin’ny Cardinal Armand RAZAFINDRATANDRA sy ny filoha Ravalomanana tamin’izany ,ny fifandraisan’ny fiangonana katolika sy ny tiko indrindra koa satria betsaka ny fiangonana no nomen’ny orin’asa Tiko traik’efa noho r’izareo manofana olona miompy omby sy manamboatra dobera sy fromage toy ny eny bevalala. Asa raha tadidinao fa tamin’ny fampielezankevitra filohampirenena 2018 dia nandalo tany amin’ny faritry Fianarantsoa Ravalomanana,ary anniversaire-ny ilay andro nandalovany ary ilay mompera tao amin’ny toerana dia isan’ny niofana sy nandefa mpiofana tany amin’ny tiko satria miompy ry zareo ,dia avy nanao propagande izy dia namangy an-dry mompera ka nifety ny anniversaire tao ;izany no nampisy ilay gateau be iny, ary ny dondrona moa dondrona ihany dia iny koa ilay dj jiolahy fa niverina tany tsy fantatra hoe hifety inona (nefa izy vao avy nandalo tany tsy nahita izay hoe hamangy an-dry mompera) fa dia nanao gateau be koa nitovy tsisy hafa tamin’ny ilay niarahan’ny filoha ravalomanana sy ny mompera nihinana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS