Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 18h45
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:34 | Mahitsy (#11156)

Ho an’i Arsonist avy amin’ny mpino katolika
(1 /7)Ho an’i Arsonist , tiako hampahafantarina anao ny tantaran’ny filoha Ravalomanana sy izahay katolika alohan’izany anefa dia misy tantara kely tiako atao mikasika ny fiangonana roa misy eto Ambavahadimitafo (ny fjkm sy ny katolika Notre Dame du Sacré Cœur ).
Fiangonana roa tena samy nanana olomanga sy ny tantarany ireo raha tsy hiteny fotsiny aho hoe ny katolika dia fiangonana faha-4 nitsangana teto Madagasikara taorian’ Andohalo ,Ambohimitsimbina ary Imahamasina. Cardinal roa (2) no nivaoka tao dia ny Cardinal Jérome Rakotomalala sy ny Cardinal Armand Gaetan RAZAFINDRATANDRA. Ny Pasteur Daniel Ralibera kosa ny tao amn’ny fjkm Ambavahadimitafo. Ireo fiangonana roa ireo dia 70m eo ho eo angamba ny « distance-ny » ary raha nisy ny fifandraisana dia tsy nanampaharoa angamba ireo satria fahagolan-tany tamin’ny mbola tsy vita ny fiangonana fjkm dia tao amin’ny fiangonana katolika no nanao ny azy ny fjkm.
Ny tiako ahatongavana dia i mompera Armand RAZAFINDRATANDRA sy i Pasitera Daniel Ralibera no nitondra ireo fiangonana ireo ary ny namorona ny ffkm dia tsy iza fa izy roa lahy ireo, tany Paris.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS