Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h40
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 10:15 | Hery Rak (#10294)

Zavatra iray no tiako lazaina, araka ny voalazan’ny article dia marina tokoa aloha ny zava-nisy fa voakitika avokoa ny zanaka mpanao politika indrindra ireo mpitondra teto amin’ny firenena. Fa kosa, ny ankamaroan’izy ireo dia olona efa manambady amanjanaka avokoa ary olona efa manana ny asany sy efa afaka miaro ny tenany avokoa manoloana ny « attque » rehetra misy fa iretsy ankizy kely 3 retsy kosa anie ka tsy mbola zaza tsy afaka ny hiaro tena mihintsy manoloana izao fanaratsiana isankarazany izao e. Mba alefao lavitra ihiany aloha ilay fisainana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS