Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h58
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 10:02 | RAVELO (#802)

Dia manantena tokoa va hianareo ry betoko fa io piti-kafo io dia ampy hanotofana
ny « MIARA-MANONJA » ?
Efa tara loatra ra betoko a ! ny tolàna no voan’izany hoy ny fitenenena.
Mba ny momba ny fisian’ireny fotsy hoditra manao « cagoule » izay nampiseho fa vendrana dia vendrana ny atao hoe mpitandro(mpamoritra) ny filaminana malagasy.
Ny valin’ny « enquêtes » momba iny tranga iny dia tsotra : i Atoa RAVALOMANANA
no nanakarama ireny ;
Ny « indemnités » de famporetanan’ireo « troupe de guerre » ireo izao efa voaloha d’avance fa tsy azo ampiandrasana ohatry ny any mpianatra.
Mba zavatra mahalina ny malagasy ohatr’izany ra betoko no ilaina fa tsy izao avoakan’ny mpanao gazety rehetra izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS