Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 12h32
 

Répondre à un commentaire

23 février 2021 à 15:48 | Rabarivony (#10708)

Diso ve aho raha mandefa izao hevitra izao ?

Mba olona manana diplaoma ve ireo Polisy sy Zandary miasa eto Mkara sa izay olona hita sy havan’ny sasany tsy an’asa dia efa mahazo miditra ?
Rehefa jerena mantsy ny andia-miaramila miseho amin’ny sary dia hita sy tsapa fa olona domina fotsiny amin’ny baikon’ny sefo NY BETSAKA SY MARO aminy. Olona tsy manana saina handinika fa TENA mpanantanteraka ny Baiko avy amin’ny Fotsy hoditra sy sy ny lehibeny tsy ampy solaitra ny an-kamaroany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS