Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Publicité
Derniers commentaires
- Shalom : Miresaka isika ny hoe iza no tokony hitondra, ireo efa nandalo teo ve sa (...)
- Turping : Vohitra Ka raha mbola ireo mpitondra ankehitriny sy izy roalahy teo aloha (...)
- Yet another Rabe : Saint Augustin, Pourquoi ce je t’aime moi non plus des malgaches envers (...)
- Shalom : 11 avril à 15:41 | lé kopé (#10607) répond à arsonist ^ ... Pour terminer , (...)
- Rainingory : reny malala, tariky ny mpanilo sy mpandrafitra, loranjy manga (...)
Archives
(7/7)Betsaka ny tohina tamin’ireny tsy ianareo ihany fa izahay koa, hany ka nisy ny fandefasana taratasy tany Rome nentina en main propre tao amin’ny Vatican mitantatara ny zavatra ataon’i omar ,vokany dia tsy voatendry ho Cardinal mihitsy izy ary mandrakizay io, amin’izao ny Cardinal Tsarahazana no voatendry (isaorana eto ny Papa françois sy ny filoha Rajaonarimampianina).
Izay no tiako lazaina ,lava fa tiako ho fantatrao izany, diso ianao raha mihevitra fa manaiky izao zava-mitranga izao ny mpino katolika. Aza manaiky ho entin’ny sasany amin’izany famatsamahana ara-pinoana izany ianao tsy adala akory i mompera RAZAFINDRATANDRA sy i pasitera Daniel Ralibera raha nivohy ny « eocuménisme »
Tsy mankasitraka velively izao zavamitranga eto amin’ ny firenena izao izahay katolika
Misaotra tompoko