Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 avril 2021
Antananarivo | 02h15
 

Répondre à un commentaire

23 février à 12:24 | Vohitra (#7654)

Mafy tokoa izany mamoy aina, nahafoy aina, nilaozana aina izany, ary nandao ny fiainana…

Indrindra moa fa, tsy ny lahatra sy ny anjara no notojoina, fa ny…setrasetra…tsy setrasetra tamin’ny fiainana sanatria…fa setrasetra nanjo…

Fahoriana ho an’ireo masoandro nipoirany sy nahitany masoandro amambolana, izay monina any Mampikony…

Misy ny fitenena hoe « tora-bato avy any andanitra ny fiainana… »…eny tokoa, raha izay no anjara tandrifin’ny lahatra nomen’i Zanahary…

Fa ity anie tsy tora-bato akory…fa toraka « bala » avy any andanitra hono…bala avy any andanitra tsy nahy hono…

Fa molotra inona ity namoantsampona miteniteny foana ity e ?

Mampalahelo, mahonena, mandona ny atifanahy sy ny fo…

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS