Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h06
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 20:29 | reviv (#9830)

Jereo sy henteo soa amin’ny maso sy fijery mazava tsara ny momba an’ireto kolize sy hopitaly manarapenitra.
Na izy namboatra anie tsy mpitsabo tena amin’io fa any andafy izy ireo no mitsabo.
Ny vahoaka koa tsy afaka mitsabo amin’io satria lafo loatra.
Fandaniam-bola miopapana avy aiza s’y hatao ho an’iza ?
« pognon de dingue » hoy ny vazaha.
Ny CSBII izay mba natao ho an’i vahoaka anefa tsisy fitaovana....
Ireo santionany kely fotsiny fa tsy voa tanisa eto.
Ny any Atsimo moa de fa tsy hita ny hilazana azy mijaly ny vahoaka, tsisy zavatra vita, tsisy foto-drafitsasa zany ny any...
nefa ireo solom-bahoaka reo manabe kibo fotsiny, misitraka volam-bahoaka fotsiny na mamboly hazo tsy mampivaky loha azy.
Akory atao baba...nohabadoana nampahantrana ny vahoaka ka tsy de afa manonja fa mitrongy vao hihinana... raha ka ohatra mahita harapaka...

Mitsara daholo ....

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS