Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 09h36
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 19:51 | Shalom (#2831)

Ny fiampangana an’ilay zanak’ilay solombavam-bahoaka :

- nolazaina fa nifoka sy nitazona rongony, avy teo anefa dia novana ka lasa
- famaliana ny mpitandron’ny filaminana

Aiza re izany e !
Dia mbola mihevitra ihany ry kaondrana rehetra fa tsy takatry ny vahoaka angamba ilay fisainana kely poak’aty miendrika ny fiasainan’i D(idy) J(adona) tsy ampy solaitra.

Tohizo fa ianareo no mifitra amin’ny antsim-bilona fa tsy ny vahoaka akory.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS