Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 23h23
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 17:30 | reviv (#9830)

Marina tokoa ny teninao eo ambony Io Midabetsa.
Mety koa ny voalaza n’i rakotobe # 7825.

Izy samy izy reo ihany anie no nifandimby teo efa ho dimampolo taona nefa aiza tsisy raha vitan’izy reo afatsy ny kolikoly, fitiava-tena sy ny sisa tsy ho voalaza tanisa eto.

Zaho koa mba nahita kely ihany ny dondresaka omaly iny. Ny fahitako azy, ny mpitondra sy ny mpanohitra de mitovy paik’ady aby hatr’izay ka hatr’izao, ka ho gaga sy ho tsereke ve nareo raha gidro sy gisitra ity firenena ity.
Na mena io, na mavo io, na manga io toa Lo daholo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS