Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h50
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 15:27 | Midabetsy (#8062)

Aza de enti-po namana fa tsy mampety zavatra io.
gardez votre calme.
Arakaraka ny seza ipetrahana mijery ilay film no haha avortée na bloquée azy - tombony ve sa fatiantoka.
raha izaho manonkana dia mitovy hevitra amin’ireo tao @ dondresaka ny TV PLUS aho.
MPITONDRA VENDRANA sy MPANOHITRA SAGNAGNA no hitako misy eto.
Manaiky aho fa tena maro ny tsy mety ataon’ity fitondrana ity ary tena mpanohitra izahay fa saingy tsy hidina andalambe raha mbola Ra8 no mitarika ny RMDM .
Eo ny halatra sy ny népotisme@ endriny maro izay hita miharihary
eo ny fanondranana ny harempirenena izy efa nanomboka ny 2009 ary mbola tsy mifarana foana hatr@ zao fa mihamaro aza.
Nasian’ny COVID 19 de vao maika tena looooza hoy rainareo zay.
Miandry ny fotoana ny zava-drehetra ary mba jereo tsara aloha ny contexte vao mijabaka.
Akanjo mena zany AREMA - 1991 zahay nanohitra an’izany.
Na lasa aza Zafy zay olona narahiko ara-politika - ny principe nay tsy miova : mialà ny mpangalatra - aza rebirebena ny vahoaka - zarao ara-drariny ny harena - ny mpitarika eo aloha fa tsy any aoriana zany.
I Andry = RATSIRAKA .
Avelao ny olona hikarama fa mafy loatra ny takaitra navelan’ny COVID 19 teto amintsika.
Ny fanjakana efa manao ny ataony mbola manampy trotraka indray ny mpanohitra.
Raha mbola ianareo reo no m !itarika ny mpanohitra eo tsy manjary io.
Efa teo nareo tsy nahavita ka ino koa no mbola azo andrasana aminreo ?
Fantatrin’ny olona ny zava-misy fa izy tsy mety manaraka anreo fa miandry olombaovao.
Mba anontanio Voninahitsy na i Pety fa homeny sopapa nareo.
Tadidio anefa fa ireo olona ireo dia nogadraindra 8 taminy androny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS